Ho an'ny taona 2012 dia mirary anareo ny 3F izahay : Fahasalamana, Fahombiazana, Fahendrena.
Manasa anareo hanindry ny iray amin'ireo sary etsy ankila mba hijery sy hiaino ny iray amin'ireo sarimihetsika fohy valo nisy nametraka tamin'ny tranokalo mba ho hitan'ny rehetra.

Harrisson Ratsimba-Rajohn mianakavy