Hanohy ? Eto no kitihana








" 1. Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'' ny fisainan'' ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'' ny lalana falehan'' ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'' ny fipetrahan'' ny mpaniratsira;
2. Fa ny lalàn'' i Jehovah no sitrany; eny ny lalny no saintsaininy andro aman'' alina.
3. Dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron'' ny rano velona izy, izay mamoa amin'' ny fotoany, ny raviny koa tsy mba malazo; ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa. " Salamo 1 : 1-3


" 18. Koa alatsaho ao amin'' ny fonareo sy ao amin'' ny fanahinareo izao teniko izao, ary fehezo ho famantarana eo amin'' ny tananareo izy, ka aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin'' ny handrinareo;
19. ary ampianaro ny zanakareo izany, ka resaho, na mipetraka ao an-tranonao hianao, na mandeha an-dalana, na mandry, na mifoha;
20. ary soraty eo amin'' ny tolam-baravaran'' ny tranonao sy eo amin'' ny vavahadinao izy; "deotoronomia 11 ' 18-20.





"La Loi de l'Eternel, source du bonheur
1 Heureux l'homme qui ne marche pas selon les conseils des méchants, qui ne va pas se tenir sur le chemin des pécheurs, qui ne s'assied pas en compagnie des moqueurs.
2 Toute sa joie il la met dans la Loi de l'Eternel qu'il médite jour et nuit.
3 Il prospère comme un arbre planté près d'un courant d'eau; il donne toujours son fruit lorsqu'en revient la saison. Son feuillage est toujours vert; tout ce qu'il fait réussit." Psaume 1 : 1-3 (La Bible du Semeur (BDS))




" 18 Gravez donc bien ces ordres que je vous donne dans votre cœur et au tréfonds de votre être, qu'ils soient attachés comme un signe sur vos mains, et comme une marque sur votre front[g].
19 Vous les enseignerez à vos enfants et vous leur en parlerez, chez vous dans votre maison et quand vous marcherez sur la route, quand vous vous coucherez et quand vous vous lèverez.
20 Vous les inscrirez sur les poteaux de votre maison et sur les montants de vos portes[h]. " Deutéronome 11 : 18-20 (La Bible du Semeur (BDS))


"...Mais toi, homme de Dieu, .... Recherche ardemment la droiture, l'attachement à Dieu, la fidélité, l'amour, la persévérance, l'amabilité....."

Paul,
à Timothée.

Pour la suite cliquez ICI