Ny Fiainana aorian’ ny fahafatesana La Vie après la mort Teny vakina : Gen 2:17 - Apo2:11 –Apo 20:14 – Jean 3:16 1°) Ho an’ny Kristiana inona no hatao hoe fahafatesana ? Hahazo ny fiainana mandrakizay daholo ve isika rehetra ? Pour les chrétiens qu’est-ce la mort ? Avons-nous tous accès à la vie éternelle automatiquement ? 2°) - Ny fahafatesana faharoa ? Ahoana no hahazoako antoka @ fandovàna ny fiainana mandrakizay ? La deuxième mort. Comment puis-je avoir l’assurance de la vie éternelle ? Zoma 14 oktobra 2016 Toerana : Pasteur Randranto 18 Rue de Tresses 33 100 Bordeaux Teny vakina : Gen 2:17 17 fa ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy dia aza ihinanana; fa amin'ny andro izay ihinananao azy dia ho faty tokoa ianao. Apo2:11 11 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana*. Izay maharesy dia tsy hosimban'ny fahafatesana faharoa. [* Gr. eklesia] Apo 20:14 14 Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita* dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo. [* Gr. Hadesy] Jean 3:16 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao : nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very , izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay.