Documents/Bibliographie Fitarihana/Boky azo vakiana
- Fisaorana
- Ry Havana malala,
Ho aminareo anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo Lohan’ny Fiangonana ary ny Fanahy Masina Mpananatra sy Mpampionona antsika!
«Ao aminy no ivelomantsika sy ihetsiketsehantsika ary isiantsika.» Asan’ny Apostoly 17, 28a « Koa ianao, anaka, dia aoka hihahery amin'ny alalan'ny fahasoavana ananantsika tafaray amin'i Kristy Jesoa. Ireo zavatra efa renao tamiko teo anatrehan'ny vavolombelona maro dia ankino amin'ny olona mahatoky, izay afaka mampianatra ny sasany koa. » 2 Timoty 2, 1-2 ( tohiny PDF eto )
- Tranokala FPMA
- Dépliants
- Information / Andinidininy vita PDF ( eto )
- Fisoratana anarana/ Inscription
- FARITANY
-
Ny tafo isaky ny faritany ary ny tranokalany ( Jereo eto )
-
Ny faritany ary ny "interface"-ny ( Jereo eto )
- Avaratra Atsinanana(Interface : Ici , Klikeo eto )
- Avaratra Andrefana (Interface : Ici , Klikeo eto )
- Afovoany Atsinanana (Interface : Ici , Klikeo eto )
- Afovoany Andrefana (Interface : Ici , Klikeo eto )
- Atsimo Atsinanana (Interface : Ici , Klikeo eto )
- Atsimo Andrefana ( FATSAN )
- Bordeaux ( eto )
- Clermont( eto )
- La REUNION( eto )
- Montpellier ( eto )
- Toulouse( eto )
|
du vendredi au dimanche 1-2-3 Novembre 2013
manomboka ny zoma ka hatramin’ny alahady 1-2-3 Novambra 2013
ao aminy
Institut Saint-Christophe
MASSEUBE - 32140 (Le Gers)
Hafatry ny Ny Mpitandrina Synodaly- Filohan’ny FPMA
Ho aminareo anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy
Tompo sady lohan’ny Fiangonana!
«Ao aminy no ivelomantsika sy ihetsiketsehantsika ary isiantsika. Izany indrindra koa no
nilazan'ny mpanao tononkira sasany teo aminareo hoe: Avy amin'Andriamanitra no ipoirantsika »
Asan’ny Apostoly 17, 28. Io tenin’ny apostoly Paoly navaliny ny Ateniana io, nitarihany ny fanambarana ny
Vaovao Mahafaly tamin’izy ireo izay liana mandrakariva te hahalala zava-baovao (araka ny and. 21), sady
vontom-pivavahana ka natahotra ny hanan-tsiny amin’izay «Andriamanitra» tokony hivavahana kanefa tsy
fantany (and. 23), io no nofidina ho lohahevitra banjinintsika FPMA amin’izao Zaikabe nasionaly
hataontsika amin’ny ( hafatra manontolo )
|
|