http://fpma.net
1-2-3 Novambra 2013
Faritany Atsimo Andrefana (FATSAN)
Bordeaux-Clermont-Ferrand-La Reunion Montpellier-Toulouse



Z A I K A B E     N A S I O N A L Y
sy
S A P - K N P L
2 0 1 3
Lohahevitra Zaikabe : "Fa Izy no ivelomantsika sy ihetsehantsika ary iainantsika;" Asa 17: 28a
Lohahevitra SAP/KNPL : "Koa hianao, anaka, dia aoka hihahery amin’ ny fahasoavana izay ao amin’ i Kristy Jesosy.Ary izay zavatra efa renao tamiko teo anatrehan’ ny vavolombelona maro dia atolory ny olona mahatoky, izay hahay mampianatra ny sasany kosa." 2Tim 2 : 1- 2

Documents/Bibliographie
Fitarihana/Boky azo vakiana

  1. Fisaorana
    • Ry Havana malala, Ho aminareo anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo Lohan’ny Fiangonana ary ny Fanahy Masina Mpananatra sy Mpampionona antsika! «Ao aminy no ivelomantsika sy ihetsiketsehantsika ary isiantsika.» Asan’ny Apostoly 17, 28a « Koa ianao, anaka, dia aoka hihahery amin'ny alalan'ny fahasoavana ananantsika tafaray amin'i Kristy Jesoa. Ireo zavatra efa renao tamiko teo anatrehan'ny vavolombelona maro dia ankino amin'ny olona mahatoky, izay afaka mampianatra ny sasany koa. » 2 Timoty 2, 1-2 ( tohiny PDF eto )

  2. Tranokala FPMA
    • http://fpma.net/ ( eto )

  3. Dépliants
    • Information / Andinidininy vita PDF ( eto )

  4. Fisoratana anarana/ Inscription

    • Fara-fisoratana anarana/Date limite : Dimanche 6 octobre 2013
    • L’inscription individuelle est à faire auprès de la paroisse et se fait par paroisse
      Ny fisoratana anarana dia atao any amin’ny tafo sy isaky ny tafo

      Ho an’ny mpiandraikitra tafo izay nahazo alalana :
      Aux responsables de paroisses ayant répondu à l’Invitation :

      Cliquez Ici , Klikeo eto


    • Modalités de paiement des frais

      Cliquez Ici , Klikeo eto



  5. FARITANY
    • Ny tafo isaky ny faritany ary ny tranokalany ( Jereo eto )
    • Ny faritany ary ny "interface"-ny ( Jereo eto )
      • Avaratra Atsinanana(Interface : Ici , Klikeo eto )
      • Avaratra Andrefana (Interface : Ici , Klikeo eto )
      • Afovoany Atsinanana (Interface : Ici , Klikeo eto )
      • Afovoany Andrefana (Interface : Ici , Klikeo eto )
      • Atsimo Atsinanana (Interface : Ici , Klikeo eto )
      • Atsimo Andrefana ( FATSAN )
        1. Bordeaux ( eto )
        2. Clermont( eto )
        3. La REUNION( eto )
        4. Montpellier ( eto )
        5. Toulouse( eto )
du vendredi au dimanche 1-2-3 Novembre 2013

manomboka ny zoma ka hatramin’ny alahady
1-2-3 Novambra 2013
ao aminy

Institut Saint-Christophe
MASSEUBE - 32140 (Le Gers)

Hafatry ny Ny Mpitandrina Synodaly- Filohan’ny FPMA

    Ho aminareo anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo sady lohan’ny Fiangonana!

     «Ao aminy no ivelomantsika sy ihetsiketsehantsika ary isiantsika. Izany indrindra koa no nilazan'ny mpanao tononkira sasany teo aminareo hoe: Avy amin'Andriamanitra no ipoirantsika » Asan’ny Apostoly 17, 28. Io tenin’ny apostoly Paoly navaliny ny Ateniana io, nitarihany ny fanambarana ny Vaovao Mahafaly tamin’izy ireo izay liana mandrakariva te hahalala zava-baovao (araka ny and. 21), sady vontom-pivavahana ka natahotra ny hanan-tsiny amin’izay «Andriamanitra» tokony hivavahana kanefa tsy fantany (and. 23), io no nofidina ho lohahevitra banjinintsika FPMA amin’izao Zaikabe nasionaly hataontsika amin’ny ( hafatra manontolo
)




Masseube

Institut Masseube





Fanetsiketsehana/ Animation :

Jereo eto ny FANDAMINANA (PDF)

Fandalinana/ Approfondissement : (eo ampanamboarana/ en construction)

  1. Inona no atao hoe "SAP" ?
  2. Inona no atao hoe "KNPL" ?
  3. Radio Vatsy ( alaina eto )




Retour au site de la FPMA